WordPress.org

Themes

Atolory ny bika na fanavaozana bika novokarinao

Atolory ny bika na fanavaozana bika novokarinao

Atolory ny bika na fanavaozana bika novokarinao

Ho atolotra ho atao fanadihadiana ny bika nalefanao alohan'ny hanapariahana azy amin'ny tahirim-bika ofisialy WordPress.org

Vakio ny fepetra takiana mialohan'ny andatsahana bika

Raha tiana hampiantranoana amin’ny WordPress.org ny bika novokarinao dia mila manaraka ireo fepetra rehetra ao amin’ny Torolalana avy amin’ny Ekipa mpanao sivana ny bika

Alohan’ny andatsahanao bika vaovao, midira azafady.

Ahoana raha handatsaka fanavaozana bika

Raha fanavaozana bika ilay alefanao, ampitomboy fotsiny ny laharan’andiany ao amin’ny style.css ary avereno alatsaka indray ny theme-name.zip, toy ny fanao rehefa handatsaka bika vaovao.