Bika mampiasa license GPL fa misy nisy mpanohana ara-barotra
Na dia feno bika tsara marobe aza ny tahirim-bika antsika, dia misy isika no mila manana antoka hoe misy mpanohana afaka ianteherana miaraka aminy, ary vonona ny handoa vola amin'izany raha ilaina. Tsy milaza ny GPL hoe tsy maintsy ho maimaimpoana avokoa ny zava-drehetra, fa kosa hoe rehefa azonao ilay rindrankajy dia tsy misy tokony hanakantsakana ny fahafahanao hampiasa azy araka izay tianao.
Rehefa mazava tsara izay, ireto ary misy mpisehatra vitsivitsy manolotra bika GPL miaraka amina tolotra fanampiny andoavam-bola. Mety hisy sasany handoavam-bola vao afaka ampiasaina, mety misy hafa kosa ny fidiranao ho mpikambana ao no andoavam-bola, ary misy ireo manolotra maimaimpoana fa ny fanampiana anao any aoriana no handoavam-bola. Ny iraisan'izy ireo dia satria ny olona ao ambadika azy ireo manohana ny open source, ny WordPress, ary ny license GPL.
Te hahita ny orinasanao ao amin’ity lisitra ity ? Vakio ny fepetra.
Lisitry ny bika
-
Asphalt Themes
-
Themeisle
-
GeneratePress
-
GeoDirectory
-
Productive Minds
-
ThemeFreesia
-
aThemeArt
-
Ovation Themes
-
Candid Themes
-
AlxMedia
-
Ollie
-
Compete Themes
-
WPKoi
-
Themes Glance
-
ThemeZee
-
ScriptsTown
-
Buy WP Templates
-
WPCasa
-
ThemeAnsar
-
LyraThemes
-
Anariel Design
-
Blaze Themes
-
MisbahWP
-
VW Themes
-
Code Work Web
-
DeoThemes
-

Cresta Project
-
Di Themes
-
ThemeinProgress
-
Mystery Themes
-
Labinator
-
CyberChimps
-
WebMan Design
-
CodeVibrant
-
ThemeGrill
-
D5 Creation
-
CozyThemes
-
LIQUID PRESS
-
WPZOOM
-
SEOS THEMES
-
CRThemes
-
Themesvila
-
Kaira
-
ThemesDNA
-
Kadence Themes
-
ThemesCaliber
-
ILOVEWP.com
-
WPEnjoy
-
Cryout Creations
-
Grace Themes
-
aThemes
-
ThemeShopy
-
HashThemes
-
Blogging Theme Styles
-
SKT Themes
-
Theme Horse
-
SuperbThemes
-
UnfoldWP
-
ThemeArile
-
ThemeHunk
-
CSSIgniter
-
BandsWP
-
Specia Theme
-
AnantSites
-
Themonic Themes
-
OceanWP
-
DesignOrbital
-
Minimalio
-
WEN Themes
-
Good Looking Themes
-
A WP Life
-
WPInterface
-
InsertCart
-
Gradient Themes
-
AF themes
-
Postmagthemes
-
Firefly Themes
-
Catch Themes
Raha maniry ho tafiditra amin'ireo ianao dia manasa anao handefa ny momba anao amin'ny email : themes @ wordpress . org. Ireto no takiana raha maniry ho tafiditra ianao :
- Mizara bika GPL 100%, anisan'izany ny akora sy sary ao anatiny ary ny CSS.
- Efa nahatafiditra, fara-fahakeliny, bika iray ao amin’ny Tahirim-bika WordPress.org ary mbola voakolokolo tsara (izany hoe nisy fanavaozana tao anatin’ny herintaona farany).
- Manana tolotra matihanina amin'ny fanampiana, ary safidy momba ny personnalisation.
- Efa feno tsara ny tranonkalanao, voakaly tsara ny endriny, voakolokolo ary manana endrika matihanina.
- Manome ireo adiresy email mandeha ahafahana mifandray aminao raha ilaina izany.
- Manolotra haiku (5-7-5) momba anao.