Sary famantarana
Sary famantarana ofisialin’ny WordPress
Raha mila ny sary famantarana ny WordPress ianao ho atao amin’ny tranonkala na anaty ranty, tsara kokoa raha ny iray amin’ireto manaraka ireto no ampiasaina. Entanina hatrany ianao mba hifanaraka amin’ny Politika fampiasana ny marika WordPress ny fomba hampiasana azy .
Hisintona

Sary famantarana WordPress
Mari-pamantarana W
Fadio ny sary famantarana hosoka (fauxgo)
Ny tena namana tsy mba mamela ny namany hampiasa sary famantarana WordPress diso. Raha sanatria mahita an’ireny eny rehetra eny ianao dia bitsiho moramora izay nanao azy mba hanitsy.
