Hankany amin'ny vontoatiny

volomaso

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

volomaso

  1. Ny volo manarona ny anoloan'ny maso, eo ambony hodi-maso.
    • Tokony mijery ambany ilay olona rehefa manao io fihetsika io ianao: Ilay piti-javatra matetika dia hita ao anatin' ilay mikentrona kely manakaiky ny sisin' ny volomaso.
  2. Ny volo maniry eo ambonin'ny hodi-maso.