seza
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
seza
- Ilay zavatra fitoerana misy tongotra sy toerana iankohofana, izay ampiasaina hipetrahan' ny olona.
- Nipetraka teo ambony seza ny vahiny.
- Tao anatin' ilay efitra no nisy latabatra sy seza ary kesika vitsivitsy.
- Hoy ilay Anglisy nipetraka tamin' ny seza teo aoloako.
makaney
[Ovay]
Matoanteny
seza
- ny ho
Tsiahy
- https://www.macaneselibrary.org/pub/english/uipatua.htm
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy seza tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)
Tiorkmena
[Ovay]
Anarana iombonana
seza
Famakiana fanampiny
“seza” in Enedilim.com
Tsiahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy seza tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)
Xhosa
[Ovay]
Matoanteny
seza
- manao ny dosie
Tsiahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy seza tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)