Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Tambinteny
omaly
- Manondro fotoana iray talohan' ny andro ankehitriny.
- Ny omaly no zokin' ny anio.
- Ny andro izay nodimby ny andro ankehitriny.
- Sarotra hadinoina ny omaly.
- Ny fotoana lasa na izay efa tsy misy intsony.