namana
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
namana
- Mifanentana, mitovy, azo heverina ho toy ny zavatra iray.
- Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto
- Olona izay mifandray akaiky amin'ny hafa noho ny fifankahazoana sy ny fitovian-tsaina.
- Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao
- Olona rehetra manodidina na akaiky antsika.
- Ny kofehy no naman'ny fanjaitra.
- Tsy hitako ny nalehan'ny naman'ity kiraro ity.
- Zavatra iray miaraka amin'ny zavatra hafa, na zavatra roa mifanentana.
- Ny manafina zavatr'olona, hono, naman'ny mangalatra.
- Tonga tsy miarahaba naman'ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman'ny sosotra.