Hankany amin'ny vontoatiny

mitsitra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

mitsitra

  1. Fafana mihatra tampoka eo no ho eo, toy ny zavamananaina izay maty tampoka.
    • Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao.
  2. Matory lalina ary mipetraka na mandry toy ny zavatra tsy misy aina.
    • Nitsitra teo no ho eo ihany ilay vorona notorahanay.