Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Matoanteny
mitaiza
- Manabe tsara ny mpianatra mba ho olona mendrika.
- Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io.
- Manome ronono sy mikarakara ny zazakely hatramin'ny fahazazany.
- Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io.
- Mikarakara sy miambina olona izay mila fanampiana.
- Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io.