manjombona
Fiseho
Malagasy
[Ovay]manjombona
- Mampiseho fahatsapana alahelo na fahorian-javatra, toy ny endrika kivy na marikivy.
- Manjombona ny andro.
- Maneho fisalasalana na tsy fahazakàna ny zava-misy.
- Manjombon-dava no ahitako an'io Rangahy lo.
- Maneho ny andro izay manjakazaka ny rahona sy ny orana.
- Manjombona ny endriny.
- Tsy mazava tsara na miafina, toy ny hevitra na fanazavana tsy fantatra.
- Hazavao fa manjombona ny hevitrao.