manify
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Mpamaritra
manify
- Maneho zavatra tsy manana hakitroka na hatevina, toy ny taratasy manify.
- Setroka manify no nisononoka niakatra tao amin' ny tapa-porohana.
- Manondro zavatra tsy mifanety na tsy mirindra tsara, toy ny volo manify.
- Efa ho soja Ramatoa iny fa manify dia manify ny volony.
- Tsy dia manan-kaja na manankarena.
Anglisy
[Ovay]
Matoanteny
manify
- manao lahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy manify tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)