lesoka
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Mpamaritra
lesoka
- Manondro zavatra tsy feno, tsy tanteraka, na tsy tonga lafatra.
- Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy.
- Momba ny orona, dia milentika na lempona.
- Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely.
- Ny tsiny na ny tsy fahatanterahana amin'ny zavatra iray, na dia tsara aza ny fampisehoana azy.
- Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy.