Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Anarana iombonana
lahimatoa
- Ny zanakalahy voalohany amin'ny fianakaviana.
- Tsy alaiko afa-tsy ny lahimatoa!
- Voaloham-pianakaviana lahy.
- Ramanitrahasina zanany lahimatoa no nandimby azy.
- Voalohany amin'ny zanakalahy.
- maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo!