Hankany amin'ny vontoatiny

fanemorana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

fanemorana

  1. Ny fihetsika na ny fanao manalavitra na manemotra fotoana, zavatra, na asa iray ho amin' ny daty ho avy.
    • Tsy ho tantin' ny olona intsony ny mbola hisian' ny fanemorana hafa indray.