builder
Fiseho
Anglisy
[Ovay]
Anarana iombonana
builder
- ny mpanao asa tanana, izay mandray ny toromarika avy amin'ny mpanao maritrano, ary mampiasa mpiasa
- olona manorina na manamboatra zavatra
- rindrambaiko mamela ny mpampiasa hamorona karazana (matetika mandeha ho azy) output
Tsiahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy builder tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)