Hankany amin'ny vontoatiny

ampitahaina

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Bika matoanteny

ampitahaina

  1. Mampifanandrifindrify zavatra roa na maromaro mba hijerena izay tsara kokoa na hafa.
    • Raha ampitahaina amin' izany ny olona ankehitriny, dia misy fahasamihafana lehibe.