Hankany amin'ny vontoatiny

Seth

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana

Seth

  1. (andriamanitra ejipsianina) Andriamanitra ejipsianina fahiny, lazaina ho andriamanitry ny korontana, andriamanitry ny kotroka sy ny tafio-drivotra, na andriamanitry ny fandringanana
  2. Zanaka fahatelon'i Adama sy Eva

Fanononana

Tsiahy

Italiana

[Ovay]

Anarana

Seth

  1. set (andriamanitra ejipsianina)

Tsiahy