Mainty
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Mpamaritra
Mainty
- Maloto.
- Ao ny mainty, ao ny fotsy.
- Maneho ny fahatsiravina sy ny tsy fahazavàna, toy ny alina.
- Tao anatin'ny alim-mainty.
- Miziriziry amin'ny loko, toy ny volo an'ny omby na lambam-piakanjo, ary mifanohitra amin'ny loko fotsy.