Zelandy
Fiseho
51°29′N 03°49′E / 51.483°N 3.817°E
Zelandy
| |||
| Velarantany | 2,933 km2 | ||
| Isan'ny mponina | 391,657 | ||
| Tanàn-dehibe | |||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||

Zelandy (neerlandey: Zeeland ) dia faritany ao atsimoandrefan'i
Nederlandy. Ny faritany dia ahitana andiana nosy, saikinosy ary ampahany amin'ny tanibe eo amin'ny sisin-tanin'i Belzika, antsoina hoe Zeeuws Vlaanderen.
Tamin'ny 1 Janoary 2024, ny isam-ponina dia 391.657.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]

|
1. Borsele |
6. Noord-Beveland
7. Reimerswaal |
11. Tholen |
Galerie
[hanova | hanova ny fango]- Hôtel de ville.
- Lange Jan et De Nieuwe Kerk.
- De Oostkerk.
- Villa Arduin.
- De Kuiperspoort.
- De Kloveniersdoelen.
- Moulin De molen de Hoop.