Hankany amin'ny vontoatiny

Vienna

Avy amin'i Wikipedia

48°12′31″N 16°22′19″E / 48.208490°N 16.372080°E / 48.208490; 16.372080

Vienna
-
VelarantanyNC
Isan'ny mponina2,014,614
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Aotrisy
Fanjakana Vienna
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

I Vienna no renivohitr' i Aotrisy sady tanàna be mponina indrindra ary anisan' ireo fanjakana federaly sivy ao Aotrisy. Tanàna voalohany ao Aotrisy izy io, izay misy mponina roa tapitrisa mahery. Ny faritra ny metrôpôlitanany lehibe kokoa dia misy mponina efa ho 2,9 tapitrisa, izay ampahatelon' ny mponina ao amin' ilay firenena. I Vienna no foibe ara-kolontsaina sy ara-toekarena ary ara-pôlitika ao amin' ilay firenena, sady tanàna fahadimy lehibe indrindra ao amin' ny Vondrona Eorôpeana raha ny isan' ny mponina no heverina, ary tanàna be mponina indrindra ao amin' ny ireo tanàna miorina eo amin' ny ony Danube.

Atao hoe Wien izy amin' ny teny alemana, Wean amin' ny teny bavariana, Bécs amin' ny teny hongariana, Beč amin' ny teny kroatiana, Dunaj amin' ny teny slôveniana.

Jeôgrafia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isan' ny mponina dia 1 691 468 mponina tamin' ny taona 2017[1] fa 2 006 134 kosa tamin' ny taona 2024.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. Aotrisy ao amin'i geonames.org, novangiana ny 9/ 3/2019