Musaceae
Fiseho

Ny Musaceae dia fianakavian-javamaniry mamony ao amin' ny filaharana Zingiberales, any amin' ny faritra mafana any Azia, ao Afrika, eto Madagasikara, ary Aostralia, ary maniry tsara any Amerika Afovoany. Amin' ny ankapobeny izy ireo dia ahitra lehibe misy vatany miforona avy amin' ny fitambaran' ny foto-draviny rehetra. Tamin' ny taona 2016, ny fianakaviana Musaceae dia nahitana karazana 91 farafahakeliny izay mitsinjara amin' ny vondron-karazana 3. Izy no fianakavian' ny akondro (Musa) izay mamokatra voan' akondro.
Lisitry ny vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny World Checklist of Selected Plant Families (WCSP) (22 Avr. 2010) sy ny Angiosperm Phylogeny Website (17 Mey 2010):
Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny NCBI (4 Aogositra 2010):