Hankany amin'ny vontoatiny

Altaï

Avy amin'i Wikipedia
Altai

Ny Altai dia tandavan-tendrombohitra any Azia Afovoany hatramin'ny 4506 m ny haavony ao amin'ny faritr'i Kazakstana, Rosia (Siberia), Mongolia ary Sina.

Izy io dia mirefy 2100 km eo ho eo avy eo amin'ny faritra loharanon'ny reniranon'i Irtysh sy Ob any atsimon'i Siberia.