CONDUITE DEFENSIVE
Famaritana :
* Izany dia fomba fitondra-tena eo
ampamiliana fiara eny an-dalana,
mba hitandrovana ny loza.
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
MAITRISEZ VOTRE COMPETENCE
Ny fahafolahana ny fahaizana mitondra fiara, ny traikefa sy ny fahafehezana
ny lalana dia tokony averimberina raha te-hifehy ny conduite défensive
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
IREO FEPETRA 4 HIFEHEZANA NY
CONDUITE DEFENSIVE
1)
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Mitandrema mandrakariva, aza mahatoky tena
Alkaola sy zava-mahadomelina:
Mampihena ny fahitana
Mampihena ny fiasan'ny atidoha
Tsy ahafehezana ny hafainganam-
pandeha sy fotoana handraisana
fanapahan-kevitra
Diso tanteraka raha mihevitra fa
matanjaka be ary manana
fahatokiana be loatra amin’ny tena
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Tandremo ny harerahana
Alamino tsara ny fomba
fitondranao fiara.
Mialà sasatra mandritra ny
minitra 30mn farafahakeliny
alohan'ny hanohizana ny
lalana hisorohana ny loza
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Ampifandanjao ny hafainganam-pandeha sy ny
Hafainganam-pandeha
elanelana x fotoana
= halavirana
Hajao ny elanelana misy eo amin’
ny fiaranao sy ny an'ny hafa mba
hahafahanao manapa-kevitra
haingana raha misy tranga
tampoka
Ampifandanjao ny hafainganam-
pandeha araka ny hatsaran’ny
lalana
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Sakano mialoha ny loza
Hialao ny fahadisoana mety
hataon’ ny mpamily hafa, ny
mpandeha an-tongotra ...
Tadidio fa mety hisy foana
ny loza mitatao mivantana
na tsia eny an-dalana
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Jereo ny tontolo iainana
Ny manodidina anao: Tandremo
ny fiara eo aloha, ny mpandeha
an-tongotra, ireo takelaka isan-
karazany
Saino foana koa ny fitohanana, ny
mari-pijanonana (feu de stop)
Ampiasao foana araka izay azo
atao ny mety ho loza : miteraka
fikorontanana, eo amin’ny
fifamoivoizana sy ny toetr'andro
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Fehezo ny tsy ampoizina
Fantaro foana ny tsy ampoizina
(lalana, jiro, orana, ...) ary
ampifanaraho amin’ny zava-
misy
Meteza ho tompon'andraikitra
mba tsy hisian’ny loza tampoka
amin'ny làlan-drano, rano
fisotro madio, ...
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Omany mialoha ny lalan-kaleha
Manàna minitra vitsy handinihana ny
lalana tokony harahinao, hisorohana
ny adin-tsaina, hialana amin'ny
fotoana very
Eo am-pandehanana, jereo, eritrereto,
mihainoa ary ialao mandrakariva ny
loza mety hitranga
Araho tsara ny làlana sy ny
toromarika eny amin'ny arabe hialana
amin’ny loza mety hiseho (raha azo
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Karakarao ary aza angatahan’andro ny fiara
Ny fikarakarana mandavan-taoana
ireo fitaovana mba tsy hisian’ny tranga
tsy ampoizina, fotoana lany tsy
noeritreretina
Taova : motera, transmission,direction,
suspension
Le système : alimentation,
refroidissement, lancement, freinage
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Karakarao ary aza angatahan’andro ny fiara
Ny fikarakarana mandavan-taoana
ireo fitaovana mba tsy hisian’ny tranga
tsy ampoizina, fotoana lany tsy
noeritreretina
Les équipements et accessoires :
signalisation, éclairage, essuie glace
Ny fikojakojana tsy tapaka dia
manakana ny karazana mety tsy
hitranga any amin'ny toerana tsy
fantatra, amin'ny fotoana tsy
ampoizina.
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Lalanan’ny fifmoivoizana
Hajao foana ny lalàn’ny
fifamoivoizana
Ireo famantarana samihafa:
fampitandremana, fandrarana, tsy
maintsy atao, fampahafantarana
Tandremo tsara ny fiovana eo amin'ny
tsipika eny an-dalana, indrindra rehefa
misongona fiara hafa
Tandremo ny mpandeha an-tongotra
Manaraha hatrany anatin’ny tsipika
mahitsy rehefa tsy miova lalana ianao Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
CONDUITE DEFENSIVE
Ampiasao mandrakariva ny fehikibo aroloza
Ny fehikibo aro loza dia mampihena
ny voka-dratsin'ny loza
Tandremo mandrakariva fa ny
mpandeha koa raha misy dia tsy
maintsy mametaka ny fehikibo aro
loza
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep
Misaotra anao
nanaraka sy
nihaino. . .
Copyright August 2018 by Andry Abela R. HSSE Dep