Antananarivo, 23 Juillet 2025
PROCURATION
Izaho RABENASOLO Andriantiana Hajasoa zanak’i Rabenasolo Noroson (Feu) sy
SEVERINE (Feu), CIN: 209011021743 natao ny 01 Juillet 1988 tao Mananjary, monina ao Bloc II
Appartement 6 67Ha Sud
Dia manome fahefana feno an-dRamatoa RABENASOLO Lalanirina Alisoa: CIN
209012022257 natao ny 04 Juillet 1989 tao Mananjary Duplicata du 28 Octobre 2019 Ankadikely,
monina ao IVD 40 Tsiazotafo, zanak’I RABENASOLO Noroson sy SEVERINE, hivarotra ny
ampahan-tany Lot N°23 ao amin’ny “Villa Mon Repos” TN 543 B ao Antanetibe Ilafy sy handray
ny vola vidin’ny tany.
Natao ity taratasy ity izay iaraha-manao Sonia etsy ambany, mba hampiasaina amin’izay
rehetra ilana azy.
Ny mpanome fahefana Ny omena fahefana
RABENASOLO Andriantiana Hajasoa RABENASOLO Lalanirina Alisoa