FOMBA FANAOVANA MESSAGE EN COMMUN
Salama tompoko, voalohany indrindra dia ho hazavaina aminao ny tiana
ahatongavana :
Ity tekinika ity dia fomba iray atao mba ahitanao ny message rehetra miditra @
telephone iray, na io vadinao, na io sipanao, na io zanakao sns na aiza n’aiza
toerana misy azy nefa ny message miditra @ phone nao tsy voarainy ary tsy
fantany akory.
Azonao atao koa anefa hoe misy mandefa message izy dia hitanao any anaty
phone nao ary misy mandefa message ianao dia hitany anaty phone-ny
Andeha ary ho azavaina aminao avy hatrany ny fomba fanaovana azy fa tsotra
kely eee…
Ireto avy ny tokony ho fantatra mialoha, izay asiako boribory maintimainty no
tsindrianao
Mila manana MEGA OCTET internet na FORFAIT INTERNET kely fotsiny ianao
rehefa maka ilay APPLICATION ohatra hoe credit 500ar dia avadika mega raha
TELMA: #322*67#(yellow 100) na yellow 500 , ORANGE: midira #123#
Miditra PLAYSTORE rehefa manana ilay MEGA OCTET internet (tandremo sao
tsy activer akory ny DATA alohan’ny hiditra playstore )
Soratanao eo @io bar de recherche io ambany io oe: sms to phone/mail
Telechargena ka tsindrio avy hatrany io Installer io
Miandry kely mandrapahavitan’ny telechargement ka tsindrio ny ouvrir rehefa
mipoitra
NY FOMBA FANAOVANA AZY ARY REFA VOASOKATRA ILAY APPLICATION: vakio
tsara azafady tompoko
Ilaina ny misafidy tsara ny numero na email HANDRAY ny message rehetra izay
ho tonga amin’ilay phone
Soratanao eo @ faritra ao anatin’io fotsiny ny numero telephone na email izay
handray ny message rehetra tonga aminio telephone io.
NB: Ny SMS tonga amin’ilay telephone no ho voarain’ilay numero na email
nampidirina fa tsy sms nalefa.
Ohatra: Tiana ho hita any anaty phone ramose ny SMS tonga @ phone madama
dia num ramose no soratana ao anaty application ao anaty phone madama
satria ny numero an’ny ramose no handray ilay SMS izay tonga any @ madama
ARY raha ny SMS tonga @ phone ramose kosa dia ny num madama no soratana
ao anaty ilay application ao anaty phone ramose
Mety amzay io rehefa tonga any @ ilay num tel natsofokao ny TESTE
RAHA EMAIL INDRAY NY TIANAO ANAOVANA AZY DIA MITOVY @ ILAY
AMBONU IHANY (tsy numero indray no soratana fa ilay adresse mail) ka ito
ambany ito fotsiny no mampiavaka azy
Rehefa tonga any anaty MAIL nao indray le test dia efa mety izy zay
FOMBA FANAFENANA APPLICATION NA CACHEUR D’APPLICATION
Mitovy @ ery ambony ihany, mila mi telecharge ilay application @ PLAYSTORE
indray ianao
Soratanao eo @ ilay bar de recherche oe: cacheur d’application
Ary rehefa avy ataonao recherche ilay izy dia ito no hitanao mipoitra ao
Miandry kely mandrapahavitan’ny telechargement
Miandry kely fa manao CHARGEMENT izy
Manomboka eto tsy mety atao capture izy fa atoro anao fotsiny ny fanaovana
azy
Misy + izay eo @ centre dia tsindrianao izay application efa installer tianao afenina
Tsindriana avy eo ilay oe: Import (Hide/ Dual) io
Ka tsindriana ny uninstall ary rehefa avy eo eo @ ilay icone misy soratra kely hoe Hide=
miafina dia efa mety izy zay