TSY ANJARANAO! - ANDRINIAINA1 - Tononkalo Malagasy - Serase... https://vetso.serasera.
org/tononkalo/andriniaina1/tsy-anjaranao
FANOROAM-PEJY
Fandraisana
Tononkalo rehetra
Mpanoratra rehetra
Torolalana
Hiditra
You are here: home > Vetso
TSY ANJARANAO! - Mombamomba
ANDRINIAINA1 Mpanoratra : ANDRINIAINA1
Azo vakiana?
TSY ANJARANAO!
Matoa miady mafy!
de "tsy te ho mafy ady".
Matoa koa mihafy!
de satria tsy maitsy mitady. Nampiditra : ANDRINIAINA1
Daty : 31/07/2014
Tsy midika ho mahantra; Mpamangy : 1629
rehefa sahirana. Mankafy : 0
k'aza mihomehy sy mandatsa
Na mijery misopirana. Tononkalo
Tsy ianao io akory no manao ny zavatra rehetra; hafa
ka hiseho hitsara na koa hametra. Tiako izy!
1 sur 2 06/10/2021 à 10:20
TSY ANJARANAO! - ANDRINIAINA1 - Tononkalo Malagasy - Serase... https://vetso.serasera.org/tononkalo/andriniaina1/tsy-anjaranao
izahay tsy maitsy mivoatra!
izahay tsy maitsy mandroso!
izahay tsy maitsy mihoatra!
izay tsy maitsy miroso!
Andriamanitra tsy mandao;
fa miaraka aminay foana.
ka ninoninona hataonao;
izahay mijoro foana.
Ianao io no sasa-poana;
lany andro mitsikera!
manaratsy, manenjika anay foana:
Maniry anay mba hianjera!
ANDRINIAINA1
Ankafizo
Sokajy : Aingam-panahy, Fampaherezana, fananarana, Hambom-po
Hametraka hevitra
Forum de la
jeunesse
Théâtre d’une
émulation fertile et
incubateur de
collaborations des
acteurs africains.
shareafrica.live
2 sur 2 06/10/2021 à 10:20